Blogs about: Tapatapany

Tra-boina ao Anosizato Andrefana2 comments

gazetyavylavitra wrote 7 months ago: Nandalo teny amin’ny toby andraisana ireo tra-boina eny Anosizato Andrefana aho ny sabotsy (23 … more →

Tags : Iván, Anosizato Andrefana, tra-boina, rivo-doza

Cyclone_IVAN :ireo SISAM-PATY

gazetyavylavitra wrote 7 months ago: Sisam-paty no fialazan-tsika Malagasy ny olona na zavatra avy nisedra ny mafy toy ireny avy nosedrai … more →

Tags : Sainte-Marie, cyclone Ivan, antsara, catastrophe

Cyclone_YVAN Fialan-tsiny2 comments

gazetyavylavitra wrote 7 months ago: Dia tena misy tsy vanombanon-toetra ny olona an! Momba ilay resaka Sainte Marie dia nataon’ny … more →

Tags : Cyclone, Iván, tondra-drano, inondation, Ikopa

Cyclone IVAN - Ireo takaitra3 comments

gazetyavylavitra wrote 7 months ago: (jereo koa ny sarin’ny fandalovan’i IVAN teto Antananarivo  etsy amin’ny rohy SAR … more →

Tags : Iván, takaitra, trano rava

CYCLONE "IVAN"16 comments

gazetyavylavitra wrote 7 months ago: Niditra tao Sainte Marie omaly ny cyclone IVAN. Nandrava zavatra maro, fa ny tena tiako hampitaina e … more →

Tags : Cyclone, rivodoza, Sainte-Marie, Iván

FASAN'NY KARANA

gazetyavylavitra wrote 7 months ago: FASAN’NY KARANA “Eny amin’ny fàsan’ny karana” no fiteny rehefa mandra … more →

Tags : Politika, fasana, Toby, fitaterana, fanjakana

RATSIMANDRAVA

gazetyavylavitra wrote 8 months ago:  Hafatra nisy nandefa tamiko izy ity ary anio vao hitako. Tsy aritro fa zaraiko aminareo eto. 12-02 … more →

Tags : Politika, Ratsimandrava, tantara

Ankatso_Ilay Edena Vaovao

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Lahatsoratra nivoaka tamin’ity herinandro ity no entiko aminao eto. Maneho ny fahasahian … more →

Tags : JIRAMA, gaboraraka, Ankatso, Croua

Procambarus * Foza orana6 comments

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Procambarus na ” foza orana “. Ny fomba iainan’ny tantsaha eny Betsimitatatra ny … more →

Tags : Betsimitatatra, foza orana, procambarus, voly vary

Tsy mahatsiaro tena10 comments

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Ety am-piandohàna dia ialàko tsiny raha niniako tsy notakonana ny laharan’ilay fiara. Amin … more →

Tags : Fahatsiarovan-tena, loza

Goragora2 comments

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Goragora Raha misy angamba toerana eritreretina ho tsy sahin’ny sasany itsofohana sy tsy tokon … more →

Tags : Polisy, fandriampahalemana, fiarovana, gaboraraka

Rotsirotsy7 comments

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Nandalo iny ny rivo-doza voalohany (FAME). Efa mihaodihaody any kosa  ny faharoa (GULA). Nanimba an … more →

Tags : orana, Cyclone, Loto, toetr'andro

salon du recrutement4 comments

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Nifàrana omaly 27 janoary 2008 ny salon du recrutement nokarakarain’ny Exhib’Mada / Ora … more →

Tags : Salón, recrutement, ASA, Alliance

JIRAMA...Fa misy inona?1 comment

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: JIRAMA, fa misy inona ?   Zava-nisy sy mbola iainana hatramin’ny fotoana nanoràtana ny lahatso … more →

Tags : JIRAMA, kolikoly, tsindry hazo lena

Voly hazo an-tsekoly1 comment

gazetyavylavitra wrote 8 months ago: Ny volana Janoary ka hatramin’ny Febroary toy izao no fanararaotra mamboly hazo. Efa fanaon … more →

Tags : babay, ILOHAVOHITRA, Fambolen-kazo, eau vive

NyVaovaontsika6 comments

gazetyavylavitra wrote 9 months ago: Asa ianao raha toa ahy? Tsy ny teny Malagasy ihany no mahasarotiny ahy mantsy fa hatramin’ny f … more →


Have your say. Start a blog.

See our free features →

Tags connexes
Tout →

Suivre cette étiquette via RSS

Find other items tagged with “tapatapany”:
Technorati Del.icio.us IceRocket