Mot de passe oublié ?

Blogs sur: Tsidika

Blog vedette

Lavaux-Léman | Panorama1 comment

tomavana wrote 6 months ago: Topi-maso ny farihy Genève / farihy Léman avy eny amin’ny tanim-boaloboky ny Lavaux akaikin … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Genève, Geneva, Photo, Photography, Photographie, Foto

Lucerne | Panorama 4 comments

tomavana wrote 8 months ago: Tsara sady nazava be ny andro androany raha nandalo akaikin’ity toerana isan’izay maro m … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Photo, Photography, Photographie, Foto, photos, lac

Fianarantsoa | Panorama

tomavana wrote 9 months ago: Mbola mafana be hatrany ny andro, na dia misy ihany aza ny fanantenana kely mitsilopilopy, dia mbola … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, fianarantsoa, Photo, Photography, Photographie

Andrin'ny fahitalavitra | Tour TV | TV Tower | Salève2 comments

tomavana wrote 12 months ago: Na dia efa tena mangatsiaka aza ny andro dia tsy naharitra tety an-tanety ireo oram-panala izay lats … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Genève, Geneva, saleve, Photo, Photography, Photographie

Miblaogy momba an'i Afrika | Bloguer sur l’Afrique | Blog about Africa15 comments

tomavana wrote 1 year ago: Mitodi-doha mody omby telo sy ny mpiandry azy manaraka ny sisin-tahalaka tanimbary vita asa sy voava … more →

Mots-clefs : sary, Afrika, Afrique, Ambohibory, Ambohitrimanjaka, andoharanomaitso, fianarantsoa, madagascar, madagasikara

Halles de l'Île [Genève]2 comments

tomavana wrote 1 year ago: Taorian’ny zavona maraina dia lanitra manga tsy misy rahona no anjaranay tamin’ny faran … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Genève, Geneva, Photo, Photography, Photographie, Foto

Fribourg | Panorama9 comments

tomavana wrote 1 year ago: Toy ny hosodoko ny fahita ny tanànan’i Fribourg tarafin’ny masoandro mody sy ny zavona t … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Photo, Photography, Photographie, Foto, photos, Panorama

Rocher de Naye | Panorama4 comments

tomavana wrote 1 year ago: Topi-maso manodidina ny faritra Atsimo sy Andrefana avy eny amin’ny harambato Naye. Ireo sary … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Genève, Geneva, Photo, Photography, Photographie, Foto

Aorian'ny orana | Après la pluie | When rain stops5 comments

tomavana wrote 1 year ago: Tsy mbola lanitra mangamanga … anefa rehefa mitsahatra ny orana ka misinda ireo zavona dia ten … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Genève, Geneva, saleve, Photo, Photography, Photographie

Léman | Genève8 comments

tomavana wrote 1 year ago: Topi-maso ny farihy Genève / farihy Léman avy eny amin’ny harambato Naye [2045 m] Montreux io … more →

Mots-clefs : sary, Foto, Genève, Geneva, lac, Lac de Genève, Lac leman, Lake, Léman

Préalpes Vaudoises3 comments

tomavana wrote 1 year ago: Topi-maso ireo rohim-bohitre Préalpes Vaudoises avy eny amin’ny harambato Naye [2045 m]. Izay … more →

Mots-clefs : sary, Foto, Genève, Geneva, Malagasy, malgache, Montagne, Panorama, Photo

Zavona | Brouillard | Fog | Simplon6 comments

tomavana wrote 1 year ago: Simplon, sambo mandeha amin’ny alalan’ny etona sy kodiarana amin’ny sisiny roa man … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, malgache, Genève, Geneva, Photo, Photography, Photographie, Foto

Isandra soa soa ! (tapany voalohany)5 comments

tomavana wrote 1 year ago: Ny nahapotika ireo fahavalon’ny Repoblika Isaky ny faha 12-n’ny volana Desambra toy ny a … more →

Mots-clefs : Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, rn7, fianarantsoa, andoharanomaitso, /Escalade, isandra

Tsidi-pahitra an'i Talata-Ampano [Fianarantsoa]10 comments

tomavana wrote 2 years ago: Dianay ho any Andoharanomaitso, faritr’Isandra any Andrefana Atsimon’i Fianarantsoa. Tsy nivily avy … more →

Mots-clefs : Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, rn7, fianarantsoa, talata-ampano

Rameva iray ambony soroka | Un Dromadaire sur l'épaule

tomavana wrote 2 years ago: I Madagasikara no lohahevitra izay ifantohan’ny fandaharana radio « Rameva iray ambony soroka … more →

Mots-clefs : Malagasy, un dromadaire sur l'épaule, le désarroi de madagascar, rameva, didier schmutz, cyril dépraz, véronique marti, madagasikara, malgache

Lohasaha izay mitomandavana ...3 comments

tomavana wrote 2 years ago: … o mangina, mangina sady tony … alokalofan’ny havoana tsy hita fetra . Tsy gaga a … more →

Mots-clefs : tsetsatsetsa, Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, saint-luc, st-luc, val d'anniviers

Eny an-tendrombohitra eny no fonenako5 comments

tomavana wrote 2 years ago: … eny aho no mody raha miala ety: vetivety foana dia ho hitako, ilay tanàna soa tiako ery. Rah … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, saint-luc, st-luc, val d'anniviers, montagnes

Val d'Anniviers [Valais, CH]8 comments

tomavana wrote 2 years ago: Avy eo ambaravarakely any Saint-Luc, topi-maso vao maraina ireo tendrombohitra izay 4′000 m ny … more →

Mots-clefs : sary, Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, saint-luc, st-luc, val d'anniviers, montagnes

Miolankolana ny làlana mandeha mankany ...10 comments

tomavana wrote 2 years ago: … an-tendrombohitra ka tsy te-hiverina alina loatra any aho* satria Genève – Saint-Luc [ … more →

Mots-clefs : Malagasy, madagasikara, malgache, madagascar, saint-luc, st-luc, val d'anniviers, Montagne, lacets


Have your say. Start a blog.

See our free features →

Tags connexes
Tout →

Suivre cette étiquette via RSS