Notanterahina androany taty Genève ny fampisehoana « Gasy midera » fankalazana ny faha-15 taonany ny Valihan’i Jehovah, antokom-pihira Iraisam-pinoana Malagasy aty Soisa sy ny manodidina. Afa-po ireo … la suite →
malagasytomavana wrote 5 months ago: Notanterahina androany taty Genève ny fampisehoana « Gasy midera » fankalazana ny faha-15 taonany ny … more →
tomavana wrote 5 months ago: Mankalaza ny faha-15 taonany ny Valihan’i Jehovah, antokom-pihira Iraisam-pinoana Malagasy aty Soisa … more →
tomavana wrote 1 year ago: “Valihan’i Jehovah” – © zooh [zoo.ch >>] Hankalazaina ny Zoma 3, sy ny … more →
tomavana wrote 1 year ago: Tena nitazona ny teny nomeny i Rainihifigna nandritra ny fampisehoana notanterahin’ny Antokom- … more →
tomavana wrote 1 year ago: Mba hanoherana ny andro manjombona sy mangatsiaka izay efa miverina sahady, dia manasa anao amin … more →
tomavana wrote 1 year ago: « Andeha isika hiara hamantatra ny hakanton’ny vakoka Malagasy, ireo hira isam-paritany, ireo … more →
tomavana wrote 2 years ago: Ho an’ireo izay mahatadidy dia efa lasa ifamotoanana ny mandeha mikorana any Zurich ny tapatap … more →
tomavana wrote 2 years ago: Ity herinandro ity koa no anokafan’ny antokom-pihira Malagasy Sampana Tanora Lausanne ny diariny ami … more →
tomavana wrote 2 years ago: Ny antokom-pihira Valihan’i Jehovah dia hanatanteraka fampisehoana any Genève, ny Alarobia 10 Oktobr … more →
tomavana wrote 2 years ago: © eerv-ecublens-st-sulpice.ch, Sampana Tanora Lausanne, vako-drazana 22.09.2007. Mialatsiny fa tsy t … more →
tomavana wrote 2 years ago: Satria efa tapitra ny fakan-drivotra dia miverina tsikelikely indray ireo hetsika mahazatra ny Malag … more →
tomavana wrote 2 years ago: Misy fiaraha-misakafo hotanterahina mba hamatsiana ny tetik’asa « Rehabil Sekoly » any Madagas … more →
tomavana wrote 2 years ago: Ho fanohanana ny tetik’asa VJ FANORENANA izay hanorenana kianjam-pilalaovana sy fanatanjahante … more →
tomavana wrote 2 years ago: Handray anjara amin’ny Kermesy karakarain’ny Paroasy Katolika « Saint Pie X » ny antokom-pihira Mala … more →
tomavana wrote 2 years ago: Mba hanalavana ny fotoam-piravoravoana, dia afaka mitondra raki-pahatsiarovana dika mivantana … more →
tomavana wrote 3 years ago: Ny Valihan’i Jehovah dia hanao fampisehoana any Genève, ny Alakamisy 7 Desambra 2006, amin … more →
tomavana wrote 3 years ago: Misy fampisehoana vako-drazana Malagasy ataon’ny Valihan’i Jehovah, any Bâle ny Alakamisy 23 N … more →
tomavana wrote 3 years ago: Handray anjara amin’ny Kermesy karakarain’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Man … more →
tomavana wrote 3 years ago: Hampitain’ny radio Soisa Espace 2 mivantana webcast, manomboka amin’ny 9 ora [GMT+1], ny … more →